Teny iditra |
ilay fito
|
Singan-teny | ilay ; fito |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Andro misy orana misesy mandritra ny herinandro; anarana omena ireo andro vitsivitsy manorana tsy an-kijanona (eo amin' ny hafitoana eo ho eo no aharetany ka amin' ny faramparan' ny fahavaratra no misy azy) [1.1]
|
| [ ilaifito ] Teny iantsoana ilay herinandro misy erika mikija sady mandrivodrivotra eo amin' ny volana fevrie eo ho eo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Seven days of almost continuous rain that occur some time during the rainy season. [1.2]
|
Voambolana |
|